| Entry (1/4) | 1 loko |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon' ny tranony
4 Ranona vovoka noharoina ka mahatonga volon-javatra sy sorany araka ny karazany: Ampifangaroy ireto loko roa ireto fa ho tsara [1.1] |
| Explanations in English |
5 paint; color
6 rouge and lipstick [1.7] |
| Explanations in French |
7 peinture, couleur
[1.3, 1.8, 1.13] 8 rouge à lèvres [1.8] 9 (1) (toute l'île) (du malais : lukis sanscrit : lush . arabe : luq). Nom général des matières colorantes utilisées en teinturerie. La plupart d'entre elles étaient d'origine végétale avant l'importation des teintures chimiques. Leur emploi est à peu près complètement tombé en désuétude de nos jours. 10 [Sakalava+Mahafaly+Taimoro] Nom donné aux cires, résines, latex et autres secrétions végétales, surtout lorsqu'elles sont colorées ou deviennent colorées en s'oxydant au contact de l'air. [1.196] |
| Examples |
11 Raha loko mainty re no atao hoe?
[1.223]
12 Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245] 13 Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano. [1.225] 14 ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy. [1.38] 15 Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery. [2.499] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Hyponyms |
|
| All compound words | 130 13 combinations of that word |
| Tables and plates |
131 volo/colors/couleurs |
| Entry (2/4) | 132 loko |
| Part of speech | 133 noun |
| Explanations in Malagasy |
134 [Antesaka] savoka
[1.78] 135 [Bezanozano] dity [1.78] 136 Dity anakambanana zavatra mba hiraiketany mafy: Ny taratasim-panjakana matetika dia voadity amin' ny loko afo. [1.1] 137 bontily, savoka [1.13] |
| Explanations in English |
138 sealing wax; glue
[1.7] |
| Explanations in French |
139 cire à cacheter; colle
[1.8] 140 cire d'abeille [1.13] |
| Analogs | 141 bontily, 142 savoka |
| Entry (3/4) | 143 loko |
| Part of speech | 144 noun |
| Explanations in Malagasy |
145 [Sihanaka] nonon'omby vavy
[1.78] |
| Vocabulary | 146 Zoology: (in general) |
| Entry (4/4) | 147 lôko |
| Part of speech | 148 noun |
| Explanations in French |
149 [Sakalava-Mayotte] poisson
[1.405] |
| Vocabulary | 150 Zoology: fishes |
| Anagrams | 151 kolo, loko, lôko |
| Updated on 2026/02/13 |
|