Entry volombatolalaka (volo, vato, lalaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Volondavenona tanora [Rajemisa 1985]
English definition a greyish color [Hallanger 1973]
French definition couleur grisâtre [Hallanger 1974]
French definition gris [SLP 1986]
 « couleur des graines de vatolalaka », c'est-à-dire d'un gris bleuâtre [Boiteau 1997]
Tables and plates The Colors
Examples Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha]

2019/09/05