Entry fiana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanosy] hazandrano [Rakotosaona 1972]
   Karazan-kazandrano maro [Rajemisa 1985]
English definition   [Provincial] the name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka [Richardson 1885]
French definition   nom de plusieurs espèces de poissons [Abinal 1888]
Examples   Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any! [Rajaonarivelo: Bina, page 9]
Vocabulary  
Analogy   fiamalandy ~ fiamandry ~ fiamangataka ~ fiamangidy ~ fiambola ~ fiambazana ~ fiampotsy ~ fiandava ~ fiantandroka

Entry fiana
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Taimoro] mena vasobasoka [Rakotosaona 1972]
English definition   [Provincial] of a brownish red [Richardson 1885]
French definition   [Tankarana] brun. [David 1952 (takila S)]
Analogy   volo/colors/couleurs

Entry fi~ana
Part of speech   circumfix [Words with fi~ana]

2018/05/31