Entry mavokely (mavo, kely)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Volon-dokon' ny vonim-paiso [Rajemisa 1985]
English definition   pink [Hallanger 1973]
French definition   rose [Hallanger 1974]
Examples   Mena na mavokely mamirapiratra araka ny taratra azony ny lakan-drano lehibe sy kely; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 150]
Tables and plates   The Colors

Entry mavokely
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anaran' akondro vonivony ny voany, fohy fa vaventiventy, mamy dia mamy [Rajemisa 1985]
French definition   [Tankarana] variété de bananier ; bananes petites, se fendillent, très bonnes. [David 1952 (takila M)]
Vocabulary  

2017/03/10