Entry horaka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano, Tambahoaka] tanimbary [Rakotosaona 1972]
 Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy) [Rajemisa 1985]
 tany tsy afa-drano azo volena [SLP 1986]
English definition  [Provincial] a ricefield [Hallanger 1973]
French definition rizières, terrains marécageux, humides [Abinal 1888]
  [Provincial] a rizière [Hallanger 1974]
French definition marécage, marais; sol hydromorphe [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Analogues  heniheny ~ honahona ~ zetra
Examples Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [Rajohanesa: Kintana]
Toponymy Place names having the word horaka (1): Ambalahoraka

Entry horaka
Part of speech noun
Malagasy definition Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka
¶ Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [Rajemisa 1985]
English definition the cries of a crowd [Hallanger 1973]
French definition cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion
¶ coassement des grenouilles [Abinal 1888]
 les cris d'une foule [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms horakoraka

Entry horaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms horakoraka
Examples Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy; [Baiboly: 23:069:021/Salamo 69:21..]

Entry horàka
Part of speech adjective
Malagasy definition Mena [Rajemisa 1985]
French definition écarlate, vermillion [Abinal 1888]
Derivations 
Tables and plates The Colors

Entry horaka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanosy] zohy, lavabato [Rakotosaona 1972]

2017/04/25