|
|
|
|

Entry 1  mangatsakatsaka
Root  2 hatsakatsaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Fotsy dia fotsy, fotsy aoka izany; fotsy madio mangalahala: Mangatsakatsaka tahaka ny lisy [1.1]
Explanations in English  5 extremely white. Used only with fotsy, white. [1.2]
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Combinations  105  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mangatsakatsaka

Updated on 2026/04/20