Entry vony
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [Rajemisa 1985]
   taovam-pananahan'ny zavamaniry [SLP: Voambolana]
English definition   a flower [Hallanger 1973]
French definition   fleur [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Derivations  
Morphology  
vony
voniko
voninao
voniny
vonintsika
voninay
voninareo
vonin'
vonin-
vonim-
-bony
-boniko
-boninao
-boniny
-bonintsika
-boninay
-boninareo
-bonin'
-bonin-
-bonim-
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word vony (1): Ankilimivony

Entry vony
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [Rajemisa 1985]
English definition   yellow [Hallanger 1973]
French definition   couleur jaune [Hallanger 1974]
Synonyms   vonivony
Tables and plates   The Colors

Entry voñy
Part of speech   Unspecified
Malagasy definition   [Taisaka, Tambahoaka] fierena [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/10/13