|
|
|
|

Entry1  maitso tanora
Elementary words  2 maitso, 3 tanora
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 maitso matsora. [1.1]
Explanations in French  6 vert tendre clair. [1.3]
Examples  7  maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny [2.332#15]
8  Ny fijeriko an' i Soa aloha, dia tsy mahita kilema mitakosona azoko hahosotra azy aho, saingy raha sitrak' ise ny mavokely, aoka kosa aho hankafy ny maitso tanora [2.5#46]
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/11/09