|
|
|
|

Entry1  maitsomanana
Elementary words  2 maitso, 3 manana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazam-bakana. [1.1]
Explanations in French  6 nom d'une perle. [1.3]
Examples  7  Cameron sy £500 hividianany vatosoa fanao maitsomanana. [2.649#]
8  Ary hoy izy: tsy misy zavatra hafa tsy akory fa maitsomanana ihany, koa izay tratry ny ahy dia vidiko, fa ny vola ety miasa, koa raha lany izy dia manafatra indray. [2.366#]
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/11/09