|
|
|
|

Entry1  vakana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan-javatra boribory kely mahafinaritra, izay tohizina hatao haingo ka iambozonana na ahodidina ny lanton-tanana
Explanations in English  4  [1.7] a bead
Explanations in French  5  [1.3] perles; grains de collier, de bracelet
6  [1.8] perle, grain de collier, etc
7  [1.196] (toute l'île). Perles, grains de colliers ou de chapelets. Par extension, les graines rouges, rouges et noires, ou blanches, etc. employées à faire des colliers à bon marché. Pour les distinguer des perles importées, on les appelle vaka-maivana (de maivana : léger à bon marché). Ce sont souvent celles de Coix lacryma-jobi, Voir vakamaniry, d' Abrus precatorius L. Voir masonamboatora ; d' Adenanthera pavonina, etc.
Examples  8  [2.48] dia misampy amy ny Mpanjaka ny vakana mitoetra amy ny
9  [4.49] Ny hazo, ny taolana, ny voamboana, ny andramena, ny tandrok’omby, ny akorandriaka, ny voanio… dia samy akora azo anamboarana vakana avokoa.
10  [2.472] Ireny no vohasana amin' ny akorany isan-kariva, tohizina amin' ny tsiraka tangon-drofia, dia iny sahala amin' ny vakana henjana iny no ampirehetina atao jiro.
11  [2.436] Izao no karazam-bakana nentiny: ny voahangy, ny sarihangy, ny kelisahilonaka, ny tsiambohitra, ny sangotsy, ny jijikely, ny maizinkotro, ny tsilaiby, ny vodilanitra, ny atodiosy, ny moraporitra, ny poabarahina, ny voavola, ny mahajizy, ny voahanginandriana, ny voahangindrano.
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  23  20 words containing vakana
Vocabulary  24  Art and Handicrafts
Hyponyms 
Proverbs  137  Proverbs containing the word vakana
Quotes  138  Texts mentioning vakana

Anagrams  139 anvaka, 140 vakana, 141 vanaka

Updated on 2025/09/12