Entry menafify
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Mena antitra
¶ Volombavan' antitra hariva vao menafify [Rajemisa 1985]
French definition   rouge foncĂ© [Abinal 1888]
Examples   Narosony faharoa indray izany trondro noho-sorany toton-koba, dia nendasiny nataony menafify ka lany mbamin' ny taolany. [Rabemolaly: Fary, page 297]
Other spellings  
Tables and plates   The Colors
Quotes  

Updated on 2017/08/24