Entry maintimainty (mainty (inty))
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition [duplicatif] [Abinal 1888]
Synonyms maintinty
Examples 
1Iny olona anankiray maintimainty manarak' aloka. [Rajaonarivelo: Bina]
2Hay mofo efa voatokana misy hevitra maintimainty. [Rasamuel: Manjakadoria]
3Totoina madio tsara ny vary tsy asiana maintimainty na akotry aza. [Ramarlah: Finoana]
Quotes 

Updated on 2019/08/17