Entry menapina
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Volon-doko mandray ny vony sy ny mena [Rajemisa 1985]
   izy rehef tsy mivolon-dra tateraka fa manopy mena, toy ny voankazo efa ho masaka na mbola soamaravo [Akademia 2005]
French definition   [ menapiny ] roux [Abinal 1888]
   rouge écarlate [Rajaonarimanana 1995]
Examples  
1Ny loko menapina no mba ankafiziny [Akademia 2005]
2Ny orony, hono, nanao bikam-boantabiha sady nihevotrevotra no mena pina [Andraina: Mitaraina]
Tables and plates   The Colors

2015/12/06