Entry maitso (itso)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny ravinkezo: Maitso tanora ny volon' ny ravin' akondro
Teny iray tarika: maitso antitra ~ maitso mavana ~ maitso milenodenoka ~ maitso tanora ~ maitsoitso [Rajemisa 1985]
English definition green; young, immature [Hallanger 1973]
French definition vert; jeune [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Tables and plates The Colors
Examples 
1Maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 5]
2Ny lalana voaaro ahitana jiro mena, mavo, maitso no azo antoka indrindra. [FOFAFIPE: Rosovola, page 57]
Quotes 
Toponymy Place names having the word maitso (2): Andranomaitso, Vatomaitso

2017/12/26