|
|
|
|

Entry1  fotsy bobo
Elementary words  2 fotsy, 3 bobo
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza olona manana volon-koditra fotsy hafahafa vokatry ny toe-javatra manokana, dia ny tsy fisian' ilay zavatra mpandoko ny hoditra sy ny volo raha miforona ao an-kibon-dreniny ny zaza. [1.1]
Explanations in English  6 an off-white color, as the skin bleached by disease. [1.7]
Explanations in French  7 blanc anormal, comme les albinos. [1.8]
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/11/09