Entry mangoraka (horaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io
Mitovy hevitra: antra ~ malahelo ~ manana tse-po ~ mangora-po ~ mitse-po ~ mitsetra ~ ngoaina ~ onena ~ ongena [Rajemisa 1985]
Morphology 
mangoraka
nangoraka
hangoraka
mangoraha
Synonyms mangorakoraka
Examples 
1Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao. [Ny Avana: Hiram-betsovetso]
2Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 150]

Entry mangoràka (horàka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mena mivaivay, mangatrakatraka [Rajemisa 1985]

2017/05/18