Entry ngaly
Part of speech   adjective
Malagasy definition   mainty mangirangirana; maizina tanteraka [Rajemisa 1985]
English definition   intensely black, dark [Richardson 1885]
French definition   noir luisant [Abinal 1888]
Examples   Ngaly sady ngizina ny haizin' ambanivohitra fa tsy mba nanana jiro varatra hamotsiana azy iretsy mpamboly mandadiana. [Ravalison: Atodiorokoroka]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Tables and plates   The Colors

2016/08/22