Entry fotsy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono. (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo) [Rajemisa 1985]
English translation   white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.] [Richardson 1885]
   white [Hallanger 1973]
French translation   blanc [Abinal 1888, Deschamps 1936, Hallanger 1974]
   nettoyé [Deschamps 1936, Abinal 1888]
   propre [Antesaka] [Deschamps 1936]
   fourbi, rendu propre, blanchi [Abinal 1888]
Examples   Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
Derivations  
Antonyms  
Compound words, titles, names  
Tables and plates   The Colors
Quotes  
Toponymy   Place names having the word fotsy (16)
Ambatofotsikely
Ambatofotsy
Amborompotsy
Ampasimpotsy
  Andranofotsy
Ankazofotsy
Antanifotsy
Hazofotsy
  Lambafotsy
Marofotsy
Ranofotsy
Riampotsy
  Tanifotsy
Vatofotsy
Vohipotsy
Zazafotsy
 

Entry fotsy
Part of speech   adjective
English translation   disregarded, vain, worthless, disparaging [Richardson 1885]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry fotsy
Part of speech   noun
Malagasy definition   ravinala [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
French translation   ravenale [Antesaka] [Deschamps 1936]
Synonyms   fontsy

Updated on 2013/10/13