|
|
|
|

Entry (1/5)1 horaka
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 tanimbary [Tambahoaka, Bezanozano] [1.78]
4 Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy) [1.1]
5 tany tsy afa-drano azo volena [1.13]
Explanations in English  6 a ricefield [Provincial] [1.7]
Explanations in French  7 rizières, terrains marécageux, humides [1.3]
8 a rizière [Provincial] [1.8]
9 marécage, marais; sol hydromorphe [1.13]
10 . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [Betsimisaraka, Taisaka] [1.196]
Examples  11 Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324]
Vocabulary  12 Geography: (in general)
Analogs  13 heniheny, 14 honahona, 15 zetra
All compound words  164 combinations of this word

Entry (2/5)17 horaka
Part of speech  18 noun
Explanations in Malagasy  19 Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka
Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
Explanations in English  20 the cries of a crowd [1.7]
Explanations in French  21 cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion
coassement des grenouilles [1.3]
22 les cris d'une foule [1.8]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  31 Sound
Synonyms  32horakoraka

Entry (3/5)33 horaka
Part of speech  34 noun
Explanations in Malagasy  35 Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
Examples  36 Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy [2.996]
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Synonyms  41horakoraka

Entry (4/5)42 horàka
Part of speech  43 adjective
Explanations in Malagasy  44 mena [1.1]
Explanations in French  45 écarlate, vermillion [1.3]
Derivatives 
Names :
Adjectives :
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  146 The Colors

Entry (5/5)147 horaka
Part of speech  148 noun
Explanations in Malagasy  149 zohy, lavabato [Tanosy] [1.78]

Anagrams  150 Akhora, 151 haroka, 152 horàka, horaka

Updated on 2025/11/03