| Entry | 1 mahoraka |
| Root | 2 horaka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Re ombieny ombieny, resahin' ny olona izaitsizy, maresaka: Izany trondro ny tapany, olona ny tapany, izany indray izao no mahoraka
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to be noisy, to cry out; to be the talk of the town
[1.7] |
| Explanations in French |
6 qui fait du bruit, dont on parle ; en vogue
[1.3] 7 faire du bruit, criailler [1.8] |
| Anagrams | 8 mahakora, 9 mahoraka |
| Updated on 2025/11/13 |
|