Entry zohy
Part of speech noun
Malagasy definition Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra [Rajemisa 1985]
English definition a cave, a cavern [Hallanger 1973]
French definition cave, tunnel, souterrain [Abinal 1888]
 caverne, grotte [Hallanger 1974, SLP 1986]
 galerie [SLP 1986]
Synonyms zoma
Compound words, titles, names 
Articles 

Entry zohy
Part of speech noun
Malagasy definition Fanarahana avy eo aoriana
¶ Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy
¶ Famelana handeha aloha [Rajemisa 1985]
Derivations 

2019/12/12