|
|
|
|

Entry1  lavabato
Elementary words  2 lavaka, 3 vato
Part of speech  4  noun
Explanations in English  5 (lava-bato) a cave in a rock or in rocky ground [1.2]
6 a cave in the rock [1.7]
Explanations in French  7 caverne dans la roche [1.8]
Examples  8  Nidina tany anaty lavabato izy ary nihazona hatrany ilay vahitady. [1.508#]
9  Dia tao Anosin-dRadama, izay nisy lavabato lehibe nieren' ny fahavalo. [1.437#]
Article  10 Randzavola: lavabato ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/09/12