Entry tavy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Menaka mivaingana fotsy izay miraikitra amin' ny nofo; sabora: Tavin-kena [Rajemisa 1985]
Derivations  
Antonyms  
Compound words, titles, names  
Analogy   lamy ~ jabora ~ matomperina ~ menaka ~ sabora

Entry tavy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanatazan-drano maloto avy nisasana na ny fivalanana: Tavin-drano
¶ Lakan-kely fampihinanana vorona na kisoa; kilany: Tavin-kisoa
¶ Vakivakim-bilany na vilia: Tavim-bilia [Rajemisa 1985]
French translation   bac, auge, récipient, cristallisoir [SLP: Voambolana]
Compound words, titles, names  

Entry tavy
Part of speech   noun
Malagasy definition   kapa ala atao tanimbary [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   tanimbary [Bara] [Rakotosaona 1972]
   kapa ala hanaovana tanimbary na tanim-boangazo (tany mangahazo) [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Fomba fanaon' ny mponina akaikikaikin' ny morontsiraka amin' ny fambolem-bary: kapainy ny ala, dia dorany ary ny tany voazeziky ny lavenon' ala no fafazany vary
¶ Ny tanimbary an-tanety izay volena rehefa avy nodorana ny ahitra teo aminy [Rajemisa 1985]
English translation   slash and burn agriculture; the fields so cultivated [Hallanger 1973]
French translation   champs cultivé par l'abattage et le feu [Hallanger 1974]

Updated on 2017/05/21