|
|
|
|

Entry1  sakamaina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Tanimbary ambony toerana ka saro-drano ary tsy azo volena raha tsy tonga ny orana. [1.1]
Vocabulary  4  Geography: (in general)
Proverbs  5  Proverbs containing that word

Anagrams  6 maka saina, 7 manasaika, 8 sakamaina

Updated on 2025/11/02