Entry mihoraka (horaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Midera, mihoby, mihorika
¶ Manakora, maniny
¶ Maneno (sahona): Vao nihora-tsahona dia niainga izahay. [Vocabulary: Botany: (in general)] [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihoraka
nihoraka
hihoraka
mihoraha
Quotes 

2010/05/14