Entry heniheny
Part of speech noun
Malagasy definition Tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo. [Rajemisa 1985]
English definition a swamp [Hallanger 1973]
French definition marécage [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Analogues  honahona ~ horaka ~ zetra
Quotes 

Updated on 2011/04/13