|
|
|
|

Entry1  diamanga
Elementary words  2 dia, 3 manga
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 daka [Tanala] [1.78]
6 Kilalao ifamelezana amin' ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana:
7 Mamely diamanga. Ny diamanga izay atao koa hoe daka dia kilalaon' ny zanak' Imerina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan' ny tsirairay; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra: ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby [1.1]
Explanations in English  8 a game of kicking backwards. See daka and tsipaka [1.2]
Explanations in French  9 coup de pied. [Tankarana] [1.19]
Examples  10  Daka diamanga ireo mampijaly azy/ [2.720]
11  Ndeha haingana sao mahazo diamanga eo. [2.470]
12  Nitsangana izy, ary avy hatrany dia velona ny totohondry sy ny diamanga. [2.472]
Vocabulary  13  Game
Analogs  14  ambadika, 15  antongomby, 16  antsatoka, 17  kapatokana, 18  kopala
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Anagrams  diamanga, 20 mangadia

Updated on 2025/11/17