| Entry | 1 kilalao |
| Root | 2 lalao |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1] |
| Explanations in English |
5 a toy, a plaything; play; theatricals [1.7] |
| Explanations in French |
6 jouet; jeux, divertissements [1.8] |
| All compound words | 7 2 combinations of this word |
| Other spellings | 8 kilaolao |
| Synonyms | 9 tsilalao |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 11 alikola, 12 kilalao, 13 lakaoly |
| Updated on 2025/10/08 |
|