| Entry | 1 kiombiomby |
| Root | 2 omby |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Lalao fanaon' ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin' izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika ny sasany [1.1#495] |
| Examples |
5 Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby.
[2.117#107]
6 Matoa tsy eo akaikiny eo iLidy sy Saonina dia ilaozan' izy roalahy ireo mamolavola tanimanga ho kiombiomby, na mandrandrana volon-jozoro, na misambo-balala tsindaka. [2.470#20] |
| Vocabulary | 7 Game |
| Synonyms | 8 tsiombiomby |
| Updated on 2025/09/12 |
|