|
|
|
|

Entry (1/2)1  lalao
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana
4 Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly
5 Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany. [1.1]
Explanations in English  6 play, recreation, amusement [1.7]
Explanations in French  7 jeu, amusement [1.8]
Examples  8  lalao tsy mahomby loatra ity. [1.437#]
9  nefa inona no lalao hataontsika? [2.69#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Hyponyms 
All compound words  66  2 combinations of that word
Proverbs  67  Proverbs containing that word
Article  68 Randzavola: lalao ao amin' ny Baiboly (=> filalaovana)

Entry (2/2)69  lalao
Root  70 lala
Part of speech  71  imperative of passive verb lalaina [Full list]
Examples  72  lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy [1.1]

Updated on 2026/01/20