|
|
|
|

Entry1  kapa tokana
Elementary words  2 kapa, 3 tokana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa. [1.1]
Explanations in English  6 (kapatokana) a mode of playing diamanga. [1.2]
Analogs  7  diamanga

Updated on 2025/11/02