| Entry | 1 antsatoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen' ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony.
[1.1] |
| Analogs | 4 diamanga |
| Anagrams | 5 antsatoka, 6 natotsaka |
| Updated on 2025/11/02 |
|