Entry raboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] vely, famelezana [Rakotosaona 1972]

Entry raboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka, Tankarana, Tanosy] poumon. [David 1952, Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Entry raboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch [Rajemisa 1985]
   areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka [SLP: Voambolana]
French definition   tuberculose [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Analogy   raboka mamely ny akoho amam-borona ~ raboka voalohany

Entry raboka (boka)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Entry raboka
Part of speech   noun
French definition   [Mahafaly] (de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable). Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi horona, kidrodrotra. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary  
Scientific name   Loudetia simplex subsp. stipoides

Updated on 2017/12/10