|
|
|
|

Entry1  saribakoly
Elementary words  2 sary, 3 bakoly
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 saripapety [Taifasy] [1.78]
6 Sariolona izay matetika vita amin' ny bakoly, ka ataon' ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka [1.1]
Explanations in English  7 a doll [1.7]
Explanations in French  8 poupée [1.8]
Examples  9  Tereny izy hanao saron-tava, ho lasa saribakoly, ampitondrainy anarana hosoka, aseho ho toy ny tsy afaka miara-monina amin' ny hafa, tena tsy avotra intsony. [1.369#]
10  Tsy Ratovo ihany anefa no voa fa any an-takona any dia misy fo mijaly, eritreritra marary, ary fanahy fadiranovana, mahita maso ity zazavavy toy ny saribakoly eo anoloan' ny trano bongo. [2.895#]
Vocabulary  11  Game

Updated on 2025/09/12