|
|
|
|

Entry (1/3)1  dia
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Atao anelanelan' ny teny miverina indroa mba ho fanamafisan-kevitra: Soa dia soa.
4 Mitovy amin' ny sy na ary: Nitsangana izy dia niteny.
5 Kian-teny fampiasa: a) Mba hampitohy fehezan-kevitra roa raha lasa aloha ilay fehezan-kevitra miankina: Nony tonga izy dia niteny hoe.., b) mba hampitohy indraindray ny teny enti-milaza amin' ny teny lazaina: Rakoto dia mpianatra mazoto. [1.1]
Explanations in English  6 probably the same as dia: step, and used originally to indicate the next step in the narrative, etc. and, and so, then, even, in the next place. It is used to complete phrases, as: Ary nataoko, dia vita izy (And I did it, and so it was completed).
7 It is often preceded by ka, as: Natsoinao aho, ka dia tonga (You called, me and so I have come).
8 It is often a mere elegancy of speech. It is also used between two words, making them emphatic, as: Tsara dia tsara, very good; nataoko dia nataoko (I did it again and again, or, I really did it. [1.2]
9 of sentence inversion.
10 in a series of verbs; also used for emphasis, as: tsara dia tsara: very good. [1.7]
Explanations in French  11 qui marque l'inversion de la proposition;.
12 d'une série de verbes ; sert aussi à renforcer le sens, ex. : tsara dia tsara: très bon. [1.8]
All compound words  13  14 combinations of this word

Entry (2/3)14  dia
Part of speech  15  adjective
Explanations in Malagasy  16 Enti-milaza: Olona mivelona any anaty ala na any an' efitra ka tsy mahalala ny fomban' ny olona mandroso: Mbola misy olona dia, hono, amin' itỳ faritany itỳ.
17 Biby na zavamaniry tsy ompiana na ambolena fa velona na maniriniry ho azy fotsiny eny: Mahafinaritra ahy itỳ voninkazo dia itỳ ~ Tonga dia ilay sakanay. [1.1]
Explanations in English  18 wild, roving, savage. [Provincial] [1.2]
19 wild. [1.7]
Explanations in French  20 sauvage. [1.8]
Other spellings  21 dy
All compound words  22  14 combinations of this word

Entry (3/3)23  dia
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25 lalana naleha. [Taisaka] [1.78]
26 Ny halavan' ny felatongotra: Lava dia ny lehilahy noho ny vehivavy.
27 Halavan-drefy miantomboka amin' ny voditongotra ka miafara ery amin' ny loharantsana (irain-jehy sy voatondro roa na ampahatelon' ny metatra eo ho eo): Telo dia ny halavan' itỳ hazo fisaka itỳ.
28 Fandeha ataon' ny olona na ny biby amin' ny fampifandimbiasana ny tongotra roa mifanongontsongona hatrany: Hafaingano ny dianao fa diso fotoana isika.
29 Fandehahana, fivahiniana: Dia lavitra izay nataonay androany izay.
30 Soritra navelan-javanandalo: Misy diam-pihogo ny volony.
31 Andiana, antokon' olona na biby miaramandeha: Nozaraina natao telo diany miaramila. [1.1]
32 famindra, andiany: dia raika. [Sihanaka] [1.78]
33 lafatra. [1.13]
Explanations in English  34 a step; a journey. [1.2, 1.7]
35 a footstep, a mark. [Probably connected with Swa. njia, or ndia, a path, a road]. [1.2]
Explanations in French  36 voyage. [Taisaka] [1.82]
37 La longueur d' un pied. [2.415]
38 un pas; voyage. [1.8]
39 trace, empreinte. [1.13]
Morphology 
40  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  50  76 combinations of this word
Proverbs  51  Proverbs containing that word

Anagrams  52 Adì, 53 ady, 54 day, 55 dia

Updated on 2025/11/11