|
|
|
|

Entry1  fangalampiery
Elementary words  2 fangalàna, 3 fiery
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1]
Vocabulary  6  Game
Other spellings  7 fangalam-piery
Synonyms  8 alam-piery, fanalampiery

Updated on 2025/11/02