| Entry | 1 kizanajanaka |
| Root | 2 zanaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Sariolona na saribakoly ataon' ny ankizy, indrindra ny ankizivavy, lalao sy lazainy fa zanany ka babeny na trotroiny [1.1] |
| Explanations in French |
5 Poupée [1.3#342] |
| Vocabulary | 6 Game |
| Updated on 2025/09/12 |
|