|
|
|
|

Entry1  tsontsori-mamba
Elementary words  2 tsontsorika, 3 mamba
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 fianjerana ao anaty rano, ka ny loha no alefa aloha: kilalaon' ankizilahy: atao mifampidipiditra ao anelakela-pen' ny namana avy ny lohan' ny tsirairay dia mitsimbadimbadika amin' izay izy. [1.1]
Proverbs  6  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/11