|
|
|
|

Entry1  antongomby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazana diamanga sahala amin' ny antsatoka, fa izy kosa tsy mba ny ombalahintongotra no mamely fa ny faladia. [1.1]
Explanations in English  4 [omby, an ox.] The act of jumping against an antagonist in the play of diamanga, so as to strike him with the feet.. [1.2]
Vocabulary  5  Game
Analogs  6  diamanga

Updated on 2025/11/02