|
|
|
|

Entry (1/3)1  tapika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro:
4 Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
5 Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Morphology 
6  Simple :
Synonyms  7 tapiny
All compound words  8  4 combinations of this word

Entry (2/3)9  tapika
Root  10 pika
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy:
13 Miombona tapika [1.1]
Explanations in French  14 jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  22  Game

Entry (3/3)23  tapika
Part of speech  24  noun
Explanations in French  25 (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] [1.196]
Vocabulary  26  Botany

Anagrams  27 tapika, 28 tipaka

Updated on 2025/11/13