| Entry (1/2) | 1 fanorona |
| Root | 2 sorona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin' ny tsipika mifanapatapaka ka amin' ny fiadian' ireny tsipika ireny no ametrahan' ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa; misy fanoron-telo, dimy ary ny an-tsivy, izay tena malaza ary fanaon' ny olon-dehibe indrindra
[1.1] |
| Explanations in English |
5 the name of a game played on lines and spaces with pebbles, seeds, etc. See sorona.
[1.2] 6 Malagasy chess [1.7] |
| Explanations in French |
7 jeu d'échecs malagasy
[1.8] |
| Examples |
8 fa ny fanorona no maty natoko;
[2.69#231]
9 Tokana ny zavatra katsahiny: olona tena mahay fanorona. [2.445#114] 10 Ary raha fanalana andro fotsiny dia katro sy fanorona no nasaiko novelarina. [2.643#151] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 13 Game |
| Analogs | 14 afa-bela, 15 afoina, 16 andimy, 17 antsivy, 18 diam-panorona, 19 diso paika ka matim-bela, 20 diso paika, 21 famoinana, 22 fikizoana, 23 foibe, 24 foibeny, 25 foina, 26 forin-daka, 27 halany, 28 homam-bela, 29 lahim-bela, 30 laka, 31 lakakely, 32 lakamanga, 33 lehifohy, 34 lehilava, 35 mamoina, 36 matim-bela, 37 mikaleva, 38 mikizo, 39 pai-panorona, 40 paika, 41 poka akalana, 42 riadriatra, 43 seranana, 44 seranina, 45 sora-panorona, 46 telo noho dimy, 47 toko falana, 48 vato, 49 vela, 50 very paika, 51 very petsika |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Combinations | 97 5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fanorona |
| Proverbs | 98 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 99 Fanorona |
| Subtitle | 100 the National Game of Madagascar. |
| Elementary words | 101 fanorona |
| Part of speech | 102 name (book title) [Full list] |
| Author |
103 Chauvicourt J.& S. |
| Publishings |
104 44 pages. (translated in English by Leonard Fox). History and rules of the fascinating / International Fanorona Association. 278-A Meeting St, Charleston, SC 29401. Malagasy board game.. , 1984. |
| Anagrams | fanorona, Fanorona, 105 foronana |
| Updated on 2026/04/21 |
|