| Entry | 1 kindriandriana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Lalaon-jazavavy kely misy solon' olona vita amin' ny tomaboha (ny lehilahy tomaboha lavalava, ny vehivavy tomaboha boribory) miaina ao an-tokantrano [1.1] |
| Vocabulary | 4 Game |
| Other spellings | 5 tsindriandriana |
| Updated on 2025/09/12 |
|