|
|
|
|

Entry1  antsefa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Kilalao isehoam-pahakingana amin' ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao [1.1]
Explanations in English  4 a play with the hands, by which the opponents try to hurt the back of each other's hands with the finger nails. [1.2]
Vocabulary  5  Game
All compound words  6 manao antsefa

Anagrams  7 antsefa, 8 fanetsa, 9 Seftàna, 10 Stefana, 11 Tafnesa

Updated on 2025/11/09