Entry (1/2) | 1 ambadika |
Part of speech | 2 noun or adverb |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza ny toerana ao ivohon' ny zavatra iray: Miery ao ambadiky ny hazo ao izy |
Explanations in English |
9 [1.7] the other side on the other side; concealed |
Explanations in French |
10 [1.3] [am-badika] l'autre côté, le penchant opposé, le côté opposé, l'envers [am-badika] de l'autre côté, sur le penchant opposé, sur le côté opposé, sur le verso, sur l'envers 11 [1.8] le verso de l'autre côté, en cachette 12 [1.13] verso |
Examples |
13 [1.3] Be tseroka ny ambadik' ity kapaoty ity (L'envers de ce manteau est très sale)
14 [1.3] Mideza ny ambadik' io tendrombohitra io (L'autre côté de cette montagne est escarpé) 15 [1.3] Lasa any am-badiky ny tendrombohitra ny omby (Les boeufs sont partis de l'autre côté de la montagne) 16 [1.3] Misy tanimanga vaky ao am-badiky ny tafon-trano (Il y a des tuiles cassées de l'autre côté du toit) 17 [1.3] Zahao ao am-badiky ny takela-taratasy fahafolo (Voyez le verso de la dixième page) |
Entry (2/2) | 18 ambadika |
Part of speech | 19 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Karazana diamanga na daka, mitovitovy amin' ny kapatokana (jar.): mihodina tampoka ilay namely, amin' ilay tsy ampoizin' ilay mikatroka aminy iny, dia alefany any andamosina ny tongony -- indraindray ny felatanany amin' izay mitehina amin' ny tany -- ka mafy fiantefa izaitsizy izany, manoatra noho ny tsipaka anoloana na ny kopala. |
Explanations in French |
22 [1.3] nom d'une manière de lancer le coup au jeu de savate |
Vocabulary | 23 Sports |
Anagrams | 24 ambadika, midabaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |