|
|
|
|

Entry1  tanisa
Part of speech  2  noun
Root  3  isa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana amim-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany
Explanations in English  5  [1.7] a game of jacks involving counting
Explanations in French  6  [1.8] jeu d'enfants qui consiste à compter tout en jonglant des cailloux; jonglerie
Derivatives 
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  16  Game

Anagrams  17 antsay, 18 atsany, 19 tanisa, 20 tsiana

Updated on 2025/09/12