| Entry | 1 tsipilavaka |
| Elementary words | 2 tsipy, 3 lavaka |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1] |
| Examples |
6 Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka.
[2.332#]
|
| Vocabulary | 7 Game |
| Synonyms | 8 antsipilavaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|