Entry |
katra
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Karazan-daolao fanaon' ny vehivavy sy ny ankizy: misy lavaka boribory maromaro laha-droa mifanitsy, ka vato roa isan-davaka no atao aminy; afindra zaraina amin' ny lavaka tsirairay ireo ka misy fotoana ahazoan' ny mpilalao ny vaton' ny an-kilany mifanitsy amin' ny azy; izay mahatapitra ny vaton' ny anankiray aloha araka izany no mandresy [Rajemisa 1985]
|
English translation | a Malagasy game played by putting
seeds into a series of 12 holes [Hallanger 1973]
|
French translation | jeu qui consiste à mettre des grains
dans une série de 12 trous [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
|
Entry |
katra
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Korintsana vita amin' ny kapoaka na hoditra avy amin' ny tongotr' omby ka nasiana vato kely na voan-javatra madinika; fampiasa eo amin' ny dihy ny katra miaraka amin' ny zavamaneno hafa; ahontsankontsana koa izy atao fanairana ny fody na famporisihana ny omby rehefa manosy tanimbary [Rajemisa 1985]
|
Vocabulary |
|
Entry |
katra
|
Part of speech | noun
|
French translation | [Tankarana]
noix de coco (récipient pour puiser l'eau). (babàky). [David 1952 (takila K)]
|
|
Entry |
katra
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Bara]
dinika [Rakotosaona 1975]
|
Derivations |
Toponymy |
|
|