Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbs : zatra | ||||||||||||||||||||||
Proverb | Amalona zatra rano. [Veyrières 1913 #1606] | |||||||||||||||||||||
French translation | Nous sommes comme l' anguille qui reste dans l' eau. [Veyrières 1913 #1606] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Nous sommes habitués, nous sommes sans crainte. [Veyrières 1913 #1606] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Aza manao ompikely zatra lapa, ka Aza manao ompikely zatra ny lapa, ka | |||||||||||||||||||||
Proverb | Aza zatra lava lamosina fa tonga lava | |||||||||||||||||||||
Proverb | Aza zatra ny Zatra ny fita ririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [Rajemisa 1985] Zatra ny | |||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ireo olona voa noho ny fanarahany ny fahazarana fotsiny, tsy mahay manova famindra raha misy hilana izany. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza olona entim-pahazarana fotsiny ka ny tsy tokony hatao avy no atao. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Aza zatra ny lava tanana fandrao tsy mba manana hampirimina. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Efa zatra nahazo, ka rivotra avy avaratra avy no nanjairana sonina | |||||||||||||||||||||
Proverb | Mora manembona ny efa zatra. [Veyrières 1913 #2635] | |||||||||||||||||||||
French translation | On regrette une chose à laquelle on était habitué. [Veyrières 1913 #2635] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Ainsi les enfants regrettent leur mère. [Veyrières 1913 #2635] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Ny trosa tahaka ny lay, izay zatra mandrairay azy no ataony fotsy maso. [Rinara 1974 #3333] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Parasy | |||||||||||||||||||||
Proverb | Raha etý aho, tompon-tany vahiny, mponina ela tsy zatra. [Cousins 1871 #2645, Veyrières 1913, Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
French translation | Ici je suis un habitant du pays qui reste étranger, un habitant de longue date qui ne peut pas s' habituer. [Veyrières 1913 #334] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Paroles de ceux qui n' arrivent pas à s' habituer. [Veyrières 1913 #334] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Raha zatra ny rano fanaovana an-tsitrika, aza ny honahona avy no | |||||||||||||||||||||
Proverb | Tsy mba ny bibilava matahotra ny amalona, fa ny amalona zatra ny rano ; ompy kely ka mahay kinarinarina. [Veyrières 1913 #595, Cousins 1871] | |||||||||||||||||||||
French translation | Ce n' est pas un serpent qui a peur de l' anguille, mais une anguille habituée à l' eau ; c' est un esclave élevé au foyer domestique qui sait porter les objets sur la tête sans les tenir avec la main. [Veyrières 1913 #595] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce proverbe dit les avantages de l' habitude. [Veyrières 1913 #595] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Tsy mba ny bibilava matahotra ny morona, fa ny amalona zatra ny rano. [Rinara 1974 #4550] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Tsy ny kisoa horoahina ity, fa ny lambo za-dia. [Rinara 1974 #4774] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Za-drano toa amalona antitra. [Houlder 1895 #1948, Veyrières 1913 #6137, Rinara 1974 #5076] | |||||||||||||||||||||
French translation | Avoir l' habitude de l' eau comme une vieille anguille. [Houlder 1895 #1948]
Qui a l' habitude de l' eau comme une vieille anguille. [Veyrières 1913 #6137] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Instruit par l' expérience. [Veyrières 1913 #6230] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Zatra manao toho-jinga ka tsy Zatra ny | |||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ny olona zatra ny fiainana miadana manaram-po ka tsy mahazaka ny mivelona mihafy na moramora; efa zatra ny miadana ka sahirana rahefa sendra ny sarotra. [Rajemisa 1985]
Olona zatra miadana amin' ny fiainana ka miferin'aina toa tsy ho velona raha tojo toe-java-tsarotra tsy maintsy hihafiana. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Zatra ny miondan-tanana ka raha | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |