|
|
|
|

Entry 1  matahotra
Root  2 tahotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony [1.1]
Explanations in English  5 to be afraid of [1.7]
Explanations in French  6 craindre [1.3, 1.8]
7 être effrayé [1.3]
8 être craintif [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Analogs  12  an-koditra, 13  an-tenda ny aina, 14  kasoka, 15  kenda, 16  mamafy ketsa, 17  manahy, 18  manahy velona, 19  manambadi-po, 20  manangambovona, 21  mandry an-driran' antsy, 22  mandry an-driran-defona, 23  mandry tsy lavo loha, 24  mandry tsirangaranga, 25  mangitakitaka, 26  mangorohoro, 27  mangovitra, 28  midobodoboka ambavafo, 29  mifihifihy, 30  mihararetra, 31  mihena velona, 32  mihendratra, 33  miholy, 34  mihorohoro, 35  mihoron-kodidoha, 36  mihoron-koditra, 37  mihotakotaka, 38  mikoso-maso, 39  mimalo, 40  mipararetra, 41  miraika, 42  miraikibolomaso, 43  miritra aina, 44  mitaintaina, 45  mitebiteby, 46  mitsangam-bolo, 47  mivadika ambavafo, 48  raiki-tahotra, 49  ranga, 50  rano andravina, 51  taibombona, 52  tai-dava, 53  tora-kovitra, 54  tsiravina, 55  velona ahiahy
Combinations  56  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word matahotra
Proverbs  57  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22