Entry bibilava (biby, lava)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany [Rajemisa 1985]
English translation A name for snakes. [Richardson 1885]
French translation nom générique de serpents [Rajemisa: Vakoka]
 serpent [SLP 1986]
Vocabulary 
Examples 
1Nanitsaka bibilava masiaka va izy? [Ravalison: Atodiorokoroka]
2ary ny vahoaka manjary mandotra, bibilava eny an-tanety [Callet: Tantara, page 635]
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/07/31